|
|
|
|

Teny iditra1  toloho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anaram-boron-dia [Taisaka] [1.78]
4 Karazam-borona dia, izay maneno lavareny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a kind of cuckoo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 coucou [1.54]
7 espèce de coucou [1.8]
Ohatra  8  hoy ny toloho tany ho any nanakora ny tsi-fahakingan' i Zaka. [2.5]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Mpanahaka  10  abilimborona, 11  kankafotra
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09