|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 abosina |
| Fototeny | 2 abosy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 vokisana hanao zavatra; angolena; risihina:
5 Saingy miaraka amin' ialahy miantsena ny zanak' andriana, ka abosin' ialahy haka ny zavatr' olona (T.A. II, tak.878) [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 abonina, 11 ambosiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|