|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 abosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy fitaka atao olona an-kafetsena [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 15abony, ambosy |
| Mpanahaka | 16 angoly, 17 antohimbato, 18 bontsina, 19 doka, 20 fahandalitra, 21 fandriamalemylafika, 22 fangopangoka, 23 foomena, 24 kobakaambava, 25 langomalemy, 26 lokangahisatra, 27 pasopasoka, 28 risika, 29 robo, 30 roboka, 31 rononoantavy, 32 safosafo, 33 safosiaka, 34 safovody, 35 sarory, 36 saroro, 37 sodika, 38 solia, 39 sombe, 40 sombia, 41 tambitamby, 42 taona, 43 tenymalefaka, 44 tohotsofina, 45 tsetsaka, 46 vatomafanaatolotra, 47 vohony, 48 volanahatenda, 49 volanamahadradraka |
| Fivaditsoratra | 50 abosy, 51 Sobaì, 52 Sobay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|