|
|
|
|

Teny iditra1  adaboboka
Fototeny  2 daboboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Azera ka miantonta mafy, avarina: Nadabobok' Andriamanitra tany amin' ny helo ireo anjely mpikomy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used of anything thrown or dashed down violently [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu'on jette en bas, qu'on précipite [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12