|
|
|
|

Teny iditra1  daboboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fianjerana ka ny tena manontolo no indray miantonta mafy
4 Fidabohana mafy aharenesana feo midoboka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 See daboka, tonta, zera [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Chute lourde, violente [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19