Entry | 1 adaladala |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 adala |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona |
Explanations in French |
11 [1.3, 1.5] étourdi, un peu fou 12 [1.5] insolent |
Examples |
13 [2.5] Toa adaladala no fihevitr' izay nanontaniako ahy! 14 [2.472] Tahaka ny adaladala indray ny olona nahita izany rehetra izany. 15 [2.48] fa be adaladala ny olona taloha, tsy mba tahaka ny hendry ankehitriny. |
Analogs | 16 misy kely, nahafahana, kaondrana, vendrana, tangoarara, fondrana, baibo, zanakalo, tsy tohinina, manangan-tsampona, toraiky, ondranondranana, kidramadrama, manondrana, manasatsasaka, mirendrirendry, mitanendrinendrina, mitandrantandrana, mitondrantondrana, mitondrintondrina, mitondrendrena |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word adaladala |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |