|
|
|
|
Teny iditra
1
adifika
Fototeny
2
di
fika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Apitika, esorina hiala erỳ
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
adifika
, adifiko, adifikao, adifiny, adifitsika, adifikay, adifikareo, adifik', adifi-
6
Ny lasa :
nadifika, nadifiko, nadifikao, nadifiny, nadifitsika, nadifikay, nadifikareo, nadifik', nadifi-
7
Ny hoavy :
hadifika, hadifiko, hadifikao, hadifiny, hadifitsika, hadifikay, hadifikareo, hadifik', hadifi-
8
Filaza mandidy :
adifiho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12