Entry | 1 difika |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika |
Explanations in English |
11 [1.2] a fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka |
Anagrams | 12 adifik, difika, fidaky, fikady |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |