|
|
|
|

Teny iditra1  adify
Fototeny  2 dify
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana dify, karazana jongy fanao amin' ny tsihy: Nadifiny tsara ny tsihy
5 Asaina miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Adifio izy sao mahita an-dreniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 used of the hair plaited in the above manner, or of something turned aside [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  adify, 11 fiady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12