|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 dify |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra
[1.2] |
| Teny iditra (2/6) | 5 dify |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears
[1.2] |
| Voambolana | 8 Fandram-bolo |
| Teny iditra (3/6) | 9 dify |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 turning aside
[1.2] 13 a turning aside [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 action de s'esquiver
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/6) | 29 dify |
| Sokajin-teny | 30 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro.
[1.1] |
| Teny iditra (5/6) | 32 dify |
| Sokajin-teny | 33 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa
[Tanala]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 35 difike |
| Teny iditra (6/6) | 36 dify |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
38 famatorana rary
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | dify, 39 fidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|