|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adin-tsaranga |
| Singan-teny | 2 ady, 3 saranga |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tolona ataon'ireo tsy manana fitaovana famokarana mba hialana amin'ny fitsentsefana sy fangejana mianjady aminy
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 lutte de classes
[1.13, 1.5] |
| Voambolana | 7 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|