|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 adiny |
| Fototeny | 2 ady |
| Sokajin-teny | 3 anarana ady sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka:
5 Efa adiny roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: 6 Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ady
[Tankarana]
[1.19] 8 heure [1.5] |
| Ohatra |
9 adiny firy? (Combien d'heures?)
[1.5]
10 adiny roa (Deux heures) [1.5] 11 adiny roa latsaka kely (Presque deux heures) [1.5] 12 adiny roa mahery kely (deux heures et quelque) [1.5] 13 adiny roa marina (deux heures pile) [1.5] 14 adiny roa katroka (deux heures pile) [1.5] 15 adiny roa ngarangidina (deux heures d'affilée) [1.5] 16 adiny roa misesy (deux heures d'affilée) [1.5] 17 adiny roa tsy miato (deux heures d'affilée) [1.5] 18 Antsasak' adiny (Une demi-heure) [1.5] 19 Fahefatr' adiny (Quinze minutes) [1.5] |
| Voambolana | 20 Fotoana |
| Tovy hevitra | 21 adim-pamantaranandro, ora |
| Teny iditra (2/2) | 22 adiny |
| Sokajin-teny | 23 anarana ady sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin' ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 Le point capital, la difficulté d'une chose, son noeud
[1.3] |
| Fivaditsoratra | adiny, 26 diany, 27 idina, 28 inday, 29 India |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|