Entry | 1 adirafitra |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 ady, rafitra |
All compound words | 4 16 words containing adirafitra |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] [ady rafitra] famitranana ny rafitra 6 [1.13] fanambarana singan-javatra roa na maromaro |
Explanations in French |
7 [1.13] assemblage, montage |
Examples |
8 [2.332] Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra. |
Other spellings | 9 adyrafitra |
Anagrams | 10 adirafitra, rafitra ady |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |