|
|
|
|

Teny iditra1  adirafitra andahy sy ambavy tsy tanteraka
Singan-teny  2 ady, 3 rafitra, 4 andahy, 5 ambavy, 6 tsy, 7 tanteraka
Sokajin-teny  8  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9 adirafitra misy lavaka tsy tanteraka hatramin'ny farany ny ambaviny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 assemblage, montage à tenon et mortaise arrêtés [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11