|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 adoboka |
| Fototeny | 2 doboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina mandoboka na mampisy feo lehibe re
5 Atao midoboka, maneno mikotrokotroka: Nadobok' ilay zaza ny amponga ka taitra ny manodidina [1.1#24] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 adoboka |
| Fototeny | 11 doboka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Asaina mijanona, mipetraka, mitoetra
[1.1#24] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|