|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 doboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a thumping sound, as of a drum [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3] 6 son de battement, comme d'un tambour [1.8] |
| Ohatra |
7 Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Feo |
| Kamban-teny rehetra | 22Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 24 doboka |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 37 doboka, 38 kadobo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|