|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  adola
Fototeny  2 dola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Ohatra  4  adolany kely ny lohany, ajadony ny tongony no sady akopany ny lambany. [2.499#42]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  adola
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 sopanga ( valala ) [Tanosy] [1.78]
Voambolana  12  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  13 kedola

Fivaditsoratra  14 adalo, adola, 15 dalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12