|
|
|
|

Teny iditra1  ady hevitra
Singan-teny  2 ady, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina [1.1#22#431]
Fanazavàna teny anglisy  6 discussion, dispute [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 discussion [1.3#3, 1.5#143]
[adihevitra] 8 discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) [1.13]
Ohatra  9  Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11