|
|
|
|

Teny iditra1  ady volom-balala
Singan-teny  2 ady, 3 volo, 4 valala
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ady atao amin' ny zavatra tsy dia inona akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 A quarrel about something of no consequence; a causeless brawl [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 disputes pour des riens, comme sur la couleur des sauterelles [2.415]
9 querelle pour des queues de cerises [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12