| Entry | 1 aeroplanina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [3.1] voromby, fiaramanidina |
| Explanations in English |
4 [3.1] an airplane |
| Explanations in French |
5 [3.1] un avion, un aƩroplane |
| Examples |
6 [2.332#] Ny fikarohan' ny olomahay no nahavitany ny aeroplanina, ny otomobilina, ny milina isan-karazany. 7 [2.113#] aeroplanina mahay mipetraka an-drano no tonga voalohany (hydravion) vao tonga ny aeroplanina mahay mipetraka amin' ny tany. |
| Vocabulary |
8 Transportation |
| Anagrams | 9 aeroplanina, nilapanareo, nopelaranay |
| Updated on 2025/07/29 |
|