| Entry | 1 afafy |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 fafy |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy |
| Explanations in English |
10 [1.2] to be sown. Used of that which is cast, as the seed. |
| Examples |
11 [2.117#] Rehefa tsy afafy ny masomboly dia atsatoka. 12 [1.353#] sasany koa ny nonony dia afafy miakatra koa. 13 [2.649#] Tsy vola afafy tany tsy akory ny vola omeina an' i Jesosy. |
| Proverbs | 14 Proverbs containing the word afafy |
| Anagrams | 15 afafy, fiafa, ifafa |
| Updated on 2025/08/10 |
|