|
|
|
|

Entry (1/2)1  afa-karatsaka
Elementary words  2  afaka, 3  haratsaka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [1.1]
Explanations in English  6  [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [1.2]

Entry (2/2)7  afa-karatsaka
Elementary words  8  afaka, 9  haratsaka
Part of speech  10  locution
Explanations in Malagasy  11  madio tsara tsy misy romoromony
afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1]

Updated on 2025/10/11