Entry | 1 afandrotra |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 fandrotra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fatorana atao singory: Ny fanambadiana dia afehy mihitsy fa tsy afandrotra fotsiny akory |
Explanations in English |
9 [1.2] [Provincial]
used of that which is employed as a girdle, etc. |
Explanations in French |
10 [1.3] à attacher avec un noeud coulant |
Anagrams | 11 afandrotra, fandraotra, fandroatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |