|
|
|
|

Teny iditra1  fandrotra
Fototeny  2 handrotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatorana mivaha moramora raha vao voasintona ny laniny
5 Singory, tadivavarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a girdle, a belt, a hoop of a barrel, a cord [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09