Entry | 1 afantsika |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 fantsika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao |
Explanations in English |
9 [1.2] used of that which is employed as a nail. |
Examples |
10 [2.472#] tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao. |
Anagrams | 11 afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |