|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fantsika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a nail, a spike. See fantoka, homba [1.2]
5 a nail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 clou [1.3, 1.8]
7 état de ce qui est cloué [1.3]
8 pointe [1.8]
Ohatra  9  Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442#]
10  Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka. [2.606#]
11  Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray. [2.472#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)25  fantsika
Sokajin-teny  26  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  27 having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28 état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09