Entry (1/4) | 1 afero |
Part of speech | 2 noun |
All compound words | 3 10 words containing afero |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy |
Explanations in English |
5 [1.2] the bile, the gall, the gall-bladder 6 [1.7] bile |
Explanations in French |
7 [1.3] Bile, fiel, la vésicule qui le contient 8 [1.8] bile, fiel |
Examples |
9 [2.1022#] Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka! |
Vocabulary |
10 Biology |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word afero |
Entry (2/4) | 12 afero |
Part of speech | 13 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Zavatra mangidy dia mangidy. |
Explanations in English |
16 [1.2] bitterness, costly. [mal ampada(?).] |
Explanations in French |
17 [1.3] amertume, aigreur 18 [1.8] amertume |
Vocabulary |
19 Emotions |
Article |
20 Randzavola: afero ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 21 afero |
Part of speech | 22 imperative of passive verb afetra [Full list] |
Root | 23 fetra |
Entry (4/4) | 24 afero |
Part of speech | 25 imperative of passive verb aferina [Full list] |
Root | 26 afitra |
Anagrams | 27 afero, arefo, efaro |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |