Entry | 1 afindrafindra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 findrafindra |
Allegation |
4 |
Examples |
5 [2.588#] afindrafindra ny toerana anaovana io fihaonana io : indray mandeha atao any Atsimonivato; 6 [2.285#] Toy ny voninkazo ampaniriana amin' ny tavy ny fahaizana tsy mandray faka amin' ny fahalalana ny sata sy fitenin-drazan' ny tena, ka mety harevaka sy ho azo afindrafindra etsy sy eroa, fa tsy hanjary hazobe hihinanam-boa na oviana na oviana. |
Updated on 2024/12/08 |
![]() |