Entry | 1 afokasoka |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 afo, kasoka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety voan' afokasoka: ny singany tsirairay tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra tranon' afokasoka: ny fitoerany |
Explanations in English |
8 [1.2] [kasoka, rubbing.] matches. 9 [1.7] a match |
Explanations in French |
10 [1.8, 1.13] allumette |
Examples |
11 [2.472] Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano. |
Anagrams | 12 afokasoka, asakafoko, sakafoako |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |