Entry afonangatra
Elementary words afo ; angatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
Explanations in French Feu follet [1.3]
Examples Afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [2.48]
Vocabulary 
Synonyms afondolo ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa
Compound words 

Updated on 2023/12/09