|
|
|
|

Teny iditra1  afondolo
Singan-teny  2 afo, 3 lolo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [afon-dolo] 6 The Ignis fatuus [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 feu follet [1.3]
Tovy hevitra  8 afon' ny matoatoa, afonanahary, afonangatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31