|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afondolo afonangatra |
| Singan-teny | 2 afo, 3 lolo, 4 nangatra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana
[1.10] 7 teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour
[1.3] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|