|
|
|
|

Teny iditra1  afongo
Fototeny  2 fongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina mijanona ao am-pandriana mirakotra tsara: Nafongon-dreniny tao am-pandriana Inaivo kely fa nanavy be [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  afongo, 9 angofo, 10 fanogo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12