|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fongo-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fongotra

Teny iditra (2/4)3  fongo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fijanonana ao ampandriana mirakotra tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de rester au lit en se couvrant bien [1.3#185]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (3/4)14  fongo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16 a boil, a carbuncle, an abscess. Also called kifongo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 Au sens habituel, fongo ou kifongo désigne un gros furoncle ou un anthrax [1.196]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  19  Fahasalamana
Tovy hevitra  20 kifongo

Teny iditra (4/4)21  fongo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 Herbe indéterminée encore appelée kifongo. Cette herbe est sans doute utilisée en emplâtres maturatifs. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19