Entry | 1 aforitra |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 foritra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa |
Explanations in English |
9 [1.2] to be folded, to be turned down, to be wrapped. 10 [1.7] to be folded, to be bent |
Explanations in French |
11 [1.3, 1.8] qu'on plie, qu'on replie 12 [1.3] qu'on courbe |
Examples |
13 [2.445] Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy. |
Anagrams | 14 afaritro, aforitra, arafitro, arifatro, faritrao, firaotra, firoatra, ifatraro, rafitrao, rifatrao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |