|
|
|
|

Teny iditra1  ahaotra
Fototeny  2 haotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mihaotra, na mikiky amin' ny hoho ny faritra mangidihidy amin' ny tena: Kifafa kely no ahaotran' i Nenibe ny lamosiny fa tsy takany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 avec quoi on gratte [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahaotra, 10 aharato, 11 ahoatra, 12 aohatra, 13 raha toa, 14 taoraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12