|
|
|
|

Teny iditra 1  haotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 scratching, clawing. See rangotra [1.2]
5 scratching [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 grattage [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 ahotra, haotra, 20 harato, 21 hoatra, 22 ohatra, 23 taharo

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07