| Entry | 1 ahenahena |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 henahena |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Lavina; tanana, tazonina amin-kiry: Ahenahenan-dreniny ao an-trano itỳ zaza itỳ ka izany no tsy maha-salama azy |
| Explanations in English |
9 [1.2] to be held, to be detained, to be kept, to be refused. |
| Updated on 2025/07/29 |
|