|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  henahena
Fototeny  2 hena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 duplicatif [1.3]

Teny iditra (2/2)5  henahena
Fototeny  6 hena
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy fetezana hiala eo amin' ny toerana misy ny tena; tsy fetezana hanao na handeha fa mitokona; fidongiana na fikiribibiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 stubbornness, obstinacy. See ditra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 résistance, opiniâtreté, entêtement, refus [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  henahena, 25 nehaneha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19