|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahibitsika |
| Singan-teny | 2 ahitra, 3 vitsika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 karazan' ahitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an herb. Oldenlandia lancifolia, Schweinf.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Herbe
[1.3#9] 8 (de ahitra = herbe, et vitsika = fourmi). 9 Oldenlandia corymbosa L., 10 Oldenlandia lancifolia (Schumach.) DC. et 11 Oldenlandia heynii G. Don (Rubiaceae). 12 Petites plantes réputées médicinales. 13 Voir Rakoto Ratsimamanga, Boiteau et Mouton : Éléments de Pharmacopée Malagasy, notice 13, (1969). [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|