|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ahitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings [1.2]
5 short grass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Nom générique des herbes [1.3#8]
7 herbes; gazon [1.8]
8 Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume. [Merina]
9 Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae). [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  11 ahetsa, ahitsa, ahitsy
Mpanahaka  12  akata, 13  bozaka, 14  vilona
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 94 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: ahitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)19  ahitra
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny anglisy  21 Fig. The common people. [1.2]
Kamban-teny rehetra  22 bozaka aman' ahitra
Lahatsoratra  23 Randzavola: ahitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)24  ahitra
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27 le placenta [1.3#8]
Voambolana  28  Haiaina
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  ahitra, 30 haitra, 31 hiatra, 32 hirata, 33 ihatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09