|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahinjitra |
| Fototeny | 2 hinjitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mihinjitra mihenjana: Ahinjiro ny sandrinao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be extended stiffly
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 à raidir
[1.3] 7 qu'on étend, comme la main [1.8] |
| Ohatra |
8 ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|