|
|
|
|

Teny iditra1  hinjitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Miridiridy sady henjana; mijoro na mitsotra fa tsy afa-milefitra: Hinjitra loatra ity lamba ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 stiff, rigid; outstretched [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 raide; rigide; étendu [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24 manao ankinjitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17