|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 akata |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 bozaka
[Taimoro, Tanala, Tanosy]
4 ahitra [Bara, Tanala, Tanosy] 5 karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [Taimoro] 6 vilona [Bara] 7 forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Tanala] [1.78] 8 Lobolobona hazo madinika 9 Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1] 10 bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a grass used for forage
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 savane arbustive
[1.13] 13 Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina). [Sakalava] 14 : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [Taisaka] [1.196] |
| Ohatra |
15 Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza.
[2.508#126]
16 Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606#54] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 18 ahitra, 19 bozaka |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 21 akata |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 rice in the husk
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 riz dans son enveloppe
[1.3] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry 27 Toe-karena: fambolena |
| Tsipelina hafa | 28 akatatra |
| Teny iditra (3/4) | 29 akata |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 akalana vay
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 32 akata |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 ravin-kazo mandady amin'ny tany
[Masikoro]
[2.606#151] |
| Fivaditsoratra | akata, 35 ataka, Atàka, Ataka, 36 Kaata |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|