|
|
|
|

Entry1  ahoana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Adjectives :
All compound words  5  12 words containing ahoana
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! Ahoana, ry dada?
Enti-manontany teny nolazain' olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao?
Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: Ahoana no fiarahabanareo atỳ?
Enti-mamototra anton-javatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao?
Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao itỳ zaza marary itỳ?
Explanations in English  7  [1.2] how? What? Used in answering a call. Why? What is the cause of it? It is also an exclamation, as ahoana ary! Well then! It admits of the suffix pronouns and tenses: Ny faty aza ahoako (I care not for, or I trouble not myself about death; death has no fear for me!) ~ Ahoanao izany? (What is that to you?)
8  [1.7] why? how?
Explanations in French  9  [1.3#9] Ce dont on fait cas: Ahoana izany e ! (Ne faites pas cas de cela) ~ Tsy nahoany akory izay nolazaiko taminy (Il n’a fait aucun cas de ce que je lui ai dit) ~ Tsy hahoako akory izany (Je n’en ferai aucun cas, cela ne me fera rien)
10  [1.8] pourquoi? comment?
Analogs  11  nahoana

Anagrams  12  ahaona, ahoana, anahao, anoaha

Updated on 2025/08/10