|
|
|
|

Teny iditra1  nahoana
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 see ahoana [1.2]
5 why? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 pourquoi? [1.8]
Ohatra  7  nahoana izany no tsy tonga aty amintsika ? [2.470]
8  nahoana ianao no mandositra ahy ? [2.471]
9  Valo andro ny ahy no tapaka, hoy izy, ka nahoana no ireto ihany no omenao ahy ? [2.472]
Mpanahaka  10  ahoana
Kamban-teny rehetra  11 tsy nahoana

Fivaditsoratra  12 anahano, 13 anohana, nahoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09