Entry | 1 ahoatra |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 hoatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io |
Explanations in French |
9 [1.3] à faire passer dessus, au delà: Hahoatrako amin' ny tamboho ny fanalahidy ka tantazo (Je vais faire passer la clef par dessus le mur, recevez-là) |
Examples |
10 [2.48] ary rahefa nisotro, maka indray ahoatra ny loha ny, dia asafo ny lolia ny. |
Anagrams | 11 ahaotra, aharato, ahatrao, ahoatra, aohatra, atahora, haratoa, raha toa, taoraha |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |