|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahosina
Fototeny  2 hosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga boribory, na boribory lavalava [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  ahosina
Fototeny  10 hosina
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12 Entina manafotetaka, atavona: Tsy manaiky aho fa nahosiny ny bokiko na arim-bilany
13 Fotetahana loto, vovoka...: Ahoseno amin' ny vovoka ange iny akanjonao vaovao iny e! [1.1]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18 ahasino, ahosina, 19 hasoany, 20 hoasany, 21 isahano, 22 sahoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12