Entry | 1 ahosy |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 hosy |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo |
Examples |
10 [2.298#] Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika. |
Anagrams | 11 ahosi, ahosy, haosy, hasoi, hosai, sahio, saiho, saohy, siaho |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |