|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fiasana tanimbary amin'ny omby [Taisaka] [1.78]
4 fanitsahana amin' ny tongotra
5 fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the act of trampling the mud in the rice fields [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de piétiner les rizières [1.8]
8 rizière irriguée
9 action de piétiner [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29  Toe-karena: fambolena
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)31  hosy
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 tady [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  34 fil, câble [1.13]
Voambolana  35  Fizìka

Fivaditsoratra  36 Hosì, hosy, 37 siho, 38 sohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09